Friday, February 28, 2020

Compagnie Miangaly: andiany fahatelo ny « Rallye Moi(s) Théâtre » - E Visa Madagascar

Anisan’ireo manana anjara lehibe amin’ny fampivelarana ny teatra malagasy amin’ny alalan’ny hetsika ataony ny Compagnie Miangaly. iray amin’ireny ny « Rallye Moi(s) Théâtre » na ny « #RMT 2020 » izay hiditra amin’ny andiany fahatelo amin’ity taona ity. Tahaka ireo andiany roa teo aloha, toerana maromaro no hanatontosana ny fandaharam-potoana samihafa. Tafiditra ao anatin’izany ny Institut Français de Madagascar, […]

No comments:

Post a Comment